Psalms 72:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mponina any an-tany efitra dia handohalika eo anatrehany ary ny fahavalony dia hilelaka ny vovoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiankohoka eo anatrehany ny mponina any an’efitra; ary ho lavo amin’ny tany ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanohitra azy handohalika eo anoloany ary ny fahavalony hihohoka am-bovoka.
Malagasy Bible 1865
Ny mponina any an-efitra handohalika eo anatrehany; ary ny fahavalony hilelaka ny vovoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mponina any an-tany efitra dia handohalika eo anatrehany ary ny fahavalony dia hilelaka ny vovoka.
malagasy
Ny mponina any an-efitra handohalika eo anatrehany; ary ny fahavalony hilelaka ny vovoka.