Psalms 73:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, marina tokoa fa Andriamanitra dia tsara amin’ny Israely, dia amin’izay madio fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Asafa. Eny, tsara fo Andriamanitra amin’i Israely sy amin’izay madio fo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Asafa. Tsara mihitsy Andriamanitra amin’i Israely, dia amin’izay rehetra madio fo.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, marina tokoa fa Andriamanitra dia tsara amin’ny Israely, dia amin’izay madio fo.
malagasy
[BOKY FAHATELO][Ny amin'ny tsy hahaketraka ny olon'Andriamanitra, raha mahita ny ratsy fanahy ambinina] Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo.