Psalms 73:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no itodihan’ny olony hankany aminy. Ranobe no gohin’ireny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tafatodika any aminy ny vahoakako, migoka rano erỳ izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, na dia ny vahoakan’Andriamanitra aza dia lasa mirona mankany amin’ireo ary migoka ny teniny toa rano fisotro.
Malagasy Bible 1865
Izany no itodihan'ny olony hankany aminy; ary rano be no gohin'ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no itodihan’ny olony hankany aminy. Ranobe no gohin’ireny
malagasy
Izany no itodihan'ny olony hankany aminy; ary rano be no gohin'ireny;