Psalms 73:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy: Hataon’Andriamanitra ahoana no fahalala? Ary moa mba misy fahalalana ao amin’ny Avo Indrindra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy: «Ahoana no hahafantaran’Andriamanitra? Ahoana no hahalalan’ny Avo Indrindra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy izy hoe: «Tsy mahalala na inona na inona Andriamanitra; tsy mahalala ny ataontsika ilay Avo Indrindra.»
Malagasy Bible 1865
Ka hoy izy: Hataon'Andriamanitra ahoana no fahalala? ary manam-pahalalana va ny Avo Indrindra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy: Hataon’Andriamanitra ahoana no fahalala? Ary moa mba misy fahalalana ao amin’ny Avo Indrindra?
malagasy
Ka hoy izy: Hataon'Andriamanitra ahoana no fahalala? ary manam-pahalalana va ny Avo Indrindra?