Psalms 73:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany no toetry ny ratsy fanahy: miadana mandrakariva, mampitombo ny hareny izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ireny olon-dratsy ireny: mahomby mandrakariva, mitombo harena.
Malagasy Bible 1865
Indro, ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.
malagasy
Indro, ireny dia olona ratsy fanahy; miadana mandrakariva izy ka mitombo harena.