Psalms 73:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasako ny tanako tamin’ny tsy fananan-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia foana tsy misy asany ny nitandremako ny foko ho madio; sy ny nanasako ny tanako amin’ny tsy fananan-tsiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hay very maina izany ny nanadiovako ny foko sy nanasako ny tanako ho tsy manan-tsiny!
Malagasy Bible 1865
Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasàko ny tanako tamin'ny fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasako ny tanako tamin’ny tsy fananan-tsiny.
malagasy
Foana mihitsy ny nanadiovako ny foko sy ny nanasàko ny tanako tamin'ny fahamarinana.