Psalms 73:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voakapoka mandritra ny andro aho ary faizina isa-maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
voakapoka mandritra ny andro aho, ary faizina ihany isa-maraina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voakapoka tontolo andro aho ary faizina isa-maraina.
Malagasy Bible 1865
Azom-pahoriana mandritra ny andro aho, ary faizana isa-maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voakapoka mandritra ny andro aho ary faizina isa-maraina.
malagasy
Azom-pahoriana mandritra ny andro aho, ary faizana isa-maraina.