Psalms 73:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka niteny aho hoe: Hiteny sahala aminy aho, dia ho namitaka ireo zanakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izay aho no nanao hoe: «Te-hiteny toa azy ireo aho» dia ho nivadika tamin’ny taranaky ny zanakao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izay aho no tapa-kevitra hiteny tahaka azy, dia ho lasa mpamadika an’ireo anisan’ny zanakao.
Malagasy Bible 1865
Raha tahìny aho nanao hoe: Hiteny izany aho, dia ho namitaka ireo zanakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka niteny aho hoe: Hiteny sahala aminy aho, dia ho namitaka ireo zanakao.
malagasy
Raha tahìny aho nanao hoe: Hiteny izany aho, dia ho namitaka ireo zanakao.