Psalms 73:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nieritreritra aho mba hahafantatra izany zavatra izany, kanjo sarotra tamiko izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandinika hahatakatra izany zavatra izany aho, ka zava-tsarotra tokoa teo imasoko izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nieritreritra aho ka niezaka hahatakatra; kinanjo sarotra tamiko ny hahita mazava,
Malagasy Bible 1865
Dia nieritreritra ta-hahalala izany zavatra izany aho, kanjo sarotra teo imasoko izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nieritreritra aho mba hahafantatra izany zavatra izany, kanjo sarotra tamiko izany,
malagasy
Dia nieritreritra ta-hahalala izany zavatra izany aho, kanjo sarotra teo imasoko izany.