Psalms 73:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandra-piditro tao amin’ny fitoera-masin’Andriamanitra ka azoko an-tsaina ny zavatra miandry azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-pahatafiditro tao amin’ny fitoerana masin’Andriamanitra sy namantatra ny anjara hiafaran’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandra-piditro tao amin’ny Toeramasinao, ka nahatakarako ny anjara miandry ireo olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Mandra-piditro tao amin'ny fitoera-masin'Andriamanitra ka nihevitra izay ho farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandra-piditro tao amin’ny fitoera-masin’Andriamanitra ka azoko an-tsaina ny zavatra miandry azy.
malagasy
Mandra-piditro tao amin'ny fitoera-masin'Andriamanitra ka nihevitra izay ho farany.