Psalms 73:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo amin’izay mahasolafaka tokoa no ametrahanao azy ary aripakao ho ringana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, ampandehaninao eo amin’ny lala-malama ireny, dia alavonao, ka levona foana eo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hay ve ka napetrakao amin’ny kisilasila izy ireny mba hanjeranao azy any amin’ny faharavana!
Malagasy Bible 1865
Eo amin'izay mahasolafaka tokoa no ametrahanao azy, ary aripakao ho ringana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo amin’izay mahasolafaka tokoa no ametrahanao azy ary aripakao ho ringana izy.
malagasy
Eo amin'izay mahasolafaka tokoa no ametrahanao azy, ary aripakao ho ringana izy.