Psalms 73:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akory izay! Rava indray mipy maso izy, levona izy, matin’ny zava-mahatahotra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hia! indray mipy maso monja lahy, dia rava ireny! Levona terỳ! Matin-doza mahatsiravina ka tsy hita intsony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Oadray! Fongana indray mipi-maso izy, levona matin’ny horohoro tampoka.
Malagasy Bible 1865
Hià! rava indray mipi-maso izy! levona izy, matin-java-mahatahotra izy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akory izay! Rava indray mipy maso izy, levona izy, matin’ny zava-mahatahotra!
malagasy
Hià! rava indray mipi-maso izy! levona izy, matin-java-mahatahotra izy!