Psalms 73:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia saika nibolasitra ny tongotro; saika solafaka ny diako
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa saika nikoy aho, saika nibolisatra ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa saika nibolisatra ny tongotro, kely foana dia solafaka ny diako.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho, dia saiky nibolasitra ny tongotro; saiky solafaka ny diako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia saika nibolasitra ny tongotro; saika solafaka ny diako
malagasy
Fa izaho, dia saiky nibolasitra ny tongotro; saiky solafaka ny diako,