Psalms 73:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny anaovan’ny olona ny nofiny ho tsinontsinona dia tahaka izany, Tompo ô, no anaovanao ny endrik’ireny ho tsinontsinona, rehefa mifoha Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny nanaovan’ny olona ny nofy nony mahatsiaro, no androahanao ny fahatsiarovana azy, ry Tompo, rehefa mifoha Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, rehefa mifoha homba ahy Ianao, dia ho levona ireny toy ny ahalevonan’ny nofin’ny olona rehefa taitra izy.
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny anaovan'ny olona ny nofiny ho tsinontsinona, dia tahaka izany, Tompo ô, no anaovanao ny endrik'ireny ho tsinontsinona, raha mifoha Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny anaovan’ny olona ny nofiny ho tsinontsinona dia tahaka izany, Tompo ô, no anaovanao ny endrik’ireny ho tsinontsinona, rehefa mifoha Ianao.
malagasy
Tahaka ny anaovan'ny olona ny nofiny ho tsinontsinona, dia tahaka izany, Tompo ô, no anaovanao ny endrik'ireny ho tsinontsinona, raha mifoha Hianao.