Psalms 73:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, toy ny biby teo anatrehanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ketrina tsy misy saina intsony aho fa toy ny biby no mitomoetra eo anatrehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ketrina aho fa tsy nahalala na inona na inona; eny, toy ny biby tsy manan-tsaina aho teo anatrehanao.
Malagasy Bible 1865
Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, toy ny biby teo anatrehanao aho.
malagasy
Dia ketrina aho ka tsy nahalala; eny, biby teo anatrehanao aho.[Na: hipopotamosy]