Psalms 73:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa izaho dia eo Aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako havanana Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho eo aminao mandrakariva anefa aho, fa efa voahazonao ny tanako ankavanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa niaraka taminao mandrakariva aho, ary notantananao tamin’ny tanako ankavanana.
Malagasy Bible 1865
Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako ankavanana Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa izaho dia eo Aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako havanana Ianao.
malagasy
Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako ankavanana Hianao.