Psalms 73:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny saina omenao no itarihanao ahy ary rehefa afaka izany dia horaisinao ho amin’ny voninahitra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hoentinao amin’ny torohevitrao aho, dia horaisinao any amin’ny voninahitra, rehefa afaka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny torohevitrao no itarihanao ahy; avy eo aho dia horaisinao ho any amin’ny voninahitrao.
Malagasy Bible 1865
Ny saina omenao no hitondranao ahy, ary rehefa afaka izany, dia horaisinao ho amin'ny voninahitra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny saina omenao no itarihanao ahy ary rehefa afaka izany dia horaisinao ho amin’ny voninahitra aho.
malagasy
Ny saina omenao no hitondranao ahy, ary rehefa afaka izany, dia horaisinao ho amin'ny voninahitra aho.