Psalms 73:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no ahy any an-danitra? Ary tsy misy etỳ ambonin’ny tany iriko tahaka Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana an’iza indray moa aho, any an-danitra? Tapi-java-nirina aho manana Anao eto an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any an-danitra, iza moa no ahy afa-tsy Ianao? Etỳ an-tany, inona indray no irîko fa efa manana Anao aho?
Malagasy Bible 1865
Iza no ahy any an-danitra? ary tsy misy etỳ ambonin'ny tany iriko tahaka Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no ahy any an-danitra? Ary tsy misy etỳ ambonin’ny tany iriko tahaka Anao.
malagasy
Iza no ahy any an-danitra? ary tsy misy etỳ ambonin'ny tany iriko tahaka Anao.