Psalms 73:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro very kosa izay manalavitra Anao; aringanao avokoa izay mivadika aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro very izay mihataka aminao ary aringanao izay rehetra mandao Anao.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao.
malagasy
Fa, indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao.Fa, izaho, dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho.