Psalms 73:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nialona ny mpirehareha aho raha nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa sosotra tamin’ny tsy mpivavaka aho, nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nialona ny mpaniratsira aho raha nahita ny fahombiazan’ny olon-dratsy,
Malagasy Bible 1865
Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nialona ny mpirehareha aho raha nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan'ny ratsy fanahy.