Psalms 73:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba misy fanaintainana amin’ny fahafatesany ary fatratra ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho azy ireo: ny fanaintainana tsy misy mandra-pahafatiny; ny vatany tomady fatratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy nisy mahory azy mandra-pahafatiny fa sady vaventy izy no matavy koa.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy fanaintainana amin'ny fahafatesany, ary fatratra ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba misy fanaintainana amin’ny fahafatesany ary fatratra ny heriny.
malagasy
Fa tsy misy fanaintainana amin'ny fahafatesany, ary fatratra ny heriny.