Psalms 73:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba misy manavesatra azy tahaka ny olona rehetra ary tsy mba azom-pahoriana tahaka ny olon-kafa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba niasa amin’izay asa fanaon’ny olona izy, ary tsy mba voadonan-javatra toy ny olon-kafa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba mahakasika azy akory ny fahorian’ny olona; ary tsy mba voakapoka miaraka amin’ny hafa izy.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba misy manavesatra azy, tahaka ny olona sasany, ary tsy mba azom-pahoriana tahaka ny olon-kafa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba misy manavesatra azy tahaka ny olona rehetra ary tsy mba azom-pahoriana tahaka ny olon-kafa izy.
malagasy
Tsy mba misy manavesatra azy, tahaka ny olona sasany, ary tsy mba azom-pahoriana tahaka ny olon-kafa izy.