Psalms 73:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia ny fireharehana no rojo iambozonany ary ny fanaovana an-keriny no lamba itafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia rehareha no firaratan’ny vozony, ary halozana no akanjo sarobidy itafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fireharehana no iambozonany toy ny rojo; ary ny herisetra no itafiany toy ny lamba.
Malagasy Bible 1865
Dia izany no iambozonany rehareha toy ny rojo, sy itafiany fahalozàna tahaka ny lamba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia ny fireharehana no rojo iambozonany ary ny fanaovana an-keriny no lamba itafiany.
malagasy
Dia izany no iambozonany rehareha toy ny rojo, sy itafiany fahalozàna tahaka ny lamba.