Psalms 73:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Bongon-tavy ny masony; mihoa-pampana ny hevitra avy ao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mivoaka heloka, avy ao an-kibony, miseho andro ny hevitry ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny masony mila ho difotry ny taviny, nefa tazana eo tsara izay kendren’ny fony.
Malagasy Bible 1865
Bongon-tavy ny masony; miloatra ny hevitry ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Bongon-tavy ny masony; mihoa-pampana ny hevitra avy ao am-pony.
malagasy
Bongon-tavy ny masony; miloatra ny hevitry ny fony.