Psalms 73:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manao vava manakatra ny lanitra izy ary ny lelany dia mandeha mitety ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavany, entiny mamely ny lanitra aza, ary ny lelany miasa eto an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misoka-bava hamely an’Andriamanitra any an-danitra izy ary manao teny manodoka mahatety ny tany.
Malagasy Bible 1865
Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary ny lelany mandeha mitety ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manao vava manakatra ny lanitra izy ary ny lelany dia mandeha mitety ny tany.
malagasy
Manao vava manakatra ny lanitra izy, ary ny lelany mandeha mitety ny tany.