Psalms 74:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô, no hanaratsian’ny mpandrafy? Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pahoviana, ry Andriamanitra, no haniratsiran’ny mpampahory, sy hanevatevan’ny fahavalo tsy an-kijanona ny Anaranao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mandra-pahoviana no hiteny ratsy Anao ny mpandrafy anay? Ary moa ny fahavalonay ve dia tsy hitsahatra hanamavo Anao?
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô, no hanaratsian'ny mpandrafy? Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô, no hanaratsian’ny mpandrafy? Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?
malagasy
Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô, no hanaratsian'ny mpandrafy? Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?