Psalms 74:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no mampihemotra ny tananao, dia ny tananao ankavanana, Ianao? Mampialà azy amin’ny tratranao ka mandringàna!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no avonkinao ny tananao, ny tananao ankavanana? avoahy avy ao an-tratranao izy, dia aringano ireny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana ny tananao ankavanana no nahemotrao ary fihininao mafy tsy hamonjy anay?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no mampihemotra ny tananao, dia ny tananao ankavanana, Hianao? mampialà azy amin'ny tratranao, ka mandringàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no mampihemotra ny tananao, dia ny tananao ankavanana, Ianao? Mampialà azy amin’ny tratranao ka mandringàna!
malagasy
Nahoana no mampihemotra ny tananao, dia ny tananao ankavanana, Hianao? mampialà azy amin'ny tratranao, ka mandringàna.