Psalms 74:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra anefa no Mpanjakako hatrizay hatrizay; manao famonjena eny amin’ny tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra anefa no mpanjakako, hatry ny fahataloha; Izy izay efa nanao famonjena betsaka tetỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa Andriamanitra ô, Mpanjakanay hatrizay hatrizay Ianao, mpanao famonjena eto anivon’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra no Mpanjakako hatrizay hatrizay; manao famonjena eny amin'ny tany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra anefa no Mpanjakako hatrizay hatrizay; manao famonjena eny amin’ny tany Izy.
malagasy
Fa Andriamanitra no Mpanjakako hatrizay hatrizay; manao famonjena eny amin'ny tany Izy.