Psalms 74:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nampisaraka ny ranomasina tamin’ny herinao, Ianao no namakivaky ny lohan’ny dragona tao anaty rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nampisaraka ny ranomasina tamin’ny herinao, nanorotoro ny lohan’ireo biby goavam-be tao anaty rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampisaraka ny ranomasina tamin’ny herinao Ianao, namakivaky ny lohan’ny dragona teny ambony ranobe,
Malagasy Bible 1865
Nampisaraka ny ranomasina tamin'ny herinao Hianao; efa namakivaky ny lohan'ny dragona tao anaty rano Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nampisaraka ny ranomasina tamin’ny herinao, Ianao no namakivaky ny lohan’ny dragona* tao anaty rano.
malagasy
Nampisaraka ny ranomasina tamin'ny herinao Hianao; efa namakivaky ny lohan'ny dragona tao anaty rano Hianao.