Psalms 74:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nanorotoro ny lohan’ny leviatana ka nanome azy hohanin’izay firenena any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no namakivaky ny lohan’i Leviatàna dia nanome azy hohanin’ny vahoaka any an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanapotika ny lohan’izany fanany goavana izany ka nanome ny tenabeny hohanin’ny antsantsa.
Malagasy Bible 1865
Hianao nanorotoro ny lohan'ny mamba ka nanome azy hohanin'izay firenena any an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nanorotoro ny lohan’ny leviatana* ka nanome azy hohanin’izay firenena any an-tany efitra.
malagasy
Hianao nanorotoro ny lohan'ny mamba ka nanome azy hohanin'izay firenena any an-efitra.