Psalms 74:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no namaky ny vatolampy hamoaka loharano sy ony; Ianao no nahatankina ny ony tsy mety ritra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nampiboiboika ny loharano aman-dranon-driaka, Ianao no nahatankina ny ony tsy mety ritra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanokafanao lalana ny loharano sy ny sakeli-drano, ary nataonao tankina ny ony tsy mety ritra.
Malagasy Bible 1865
Hianao namaky ny vatolampy hamoaka loharano sy ony; Hianao nahatankina ny ony tsy mety ritra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no namaky ny vatolampy hamoaka loharano sy ony; Ianao no nahatankina ny ony tsy mety ritra.
malagasy
Hianao namaky ny vatolampy hamoaka loharano sy ony; Hianao nahatankina ny ony tsy mety ritra.