Psalms 74:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anao ny andro, anao koa ny alina; Ianao no nampitoetra ny volana sy ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anao ny andro, Anao ny alina; Ianao no nahary ny masoandro amam-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anao ny andro, Anao koa ny alina fa Ianao no nahary ny masoandro amam-bolana.
Malagasy Bible 1865
Anao ny andro, Anao koa ny alina; Hianao namboatra ny fanazavana, indrindra fa ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anao ny andro, anao koa ny alina; Ianao no nampitoetra ny volana sy ny masoandro.
malagasy
Anao ny andro, Anao koa ny alina; Hianao namboatra ny fanazavana, indrindra fa ny masoandro.