Psalms 74:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nametraka ny sisiny rehetra amin’ny tany; ny fahavaratra sy ny ririnina dia Ianao no namolavola azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nametra ny faritra rehetra amin’ny tany; Ianao no nanorina ny ririnina amam-pahavaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no nametra ny faritra rehetra amin’ny tany, Ianao koa no nanao ny fahavaratra sy ny ririnina.
Malagasy Bible 1865
Hianao nametra ny faritry ny tany rehetra; ny fahavaratra sy ny ririnina, dia Hianao no nanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nametraka ny sisiny rehetra amin’ny tany; ny fahavaratra sy ny ririnina dia Ianao no namolavola azy.
malagasy
Hianao nametra ny faritry ny tany rehetra; ny fahavaratra sy ny ririnina, dia Hianao no nanao azy.