Psalms 74:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy izao: Manaratsy NY TOMPO ny fahavalo ary manamavo ny anaranao ny olona adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa maniratsira an’i Iaveh ny fahavalo; miteny ratsy ny Anaranao ny vahoaka adala!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, izao no mba tsarovy: miteny ratsy Anao ny fahavalo, manamavo Anao io firenena adala io.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy izao: Manaratsy an'i Jehovah ny fahavalo, ary ny olona adala manamavo ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy izao: Manaratsy NY TOMPO ny fahavalo ary manamavo ny anaranao ny olona adala.
malagasy
Tsarovy izao: Manaratsy an'i Jehovah ny fahavalo, ary ny olona adala manamavo ny anaranao.