Psalms 74:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manolotra ny ain’ny voromailalanao ho an’ny bibidia ary aza manadino mandrakizay ny ain’ny olo-mahantranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza atolotra ny biby ny ain’ny domohinanao, aza hadinoina mandrakizay ny ain’ny olo-mahantranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza atolotra an’ireo bibidia ireo ny ain’ilay domohina malalanao; aza hadinoina na oviana na oviana ny fiainan’ireo olo-mahantranao.
Malagasy Bible 1865
Aza manolotra ny ain'ny voromailalanao ho an'ny bibi-dia; ary aza manadino mandrakizay ny ain'ny olo-mahantranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manolotra ny ain’ny voromailalanao ho an’ny bibidia ary aza manadino mandrakizay ny ain’ny olo-mahantranao.
malagasy
Aza manolotra ny ain'ny voromailalanao ho an'ny bibi-dia; ary aza manadino mandrakizay ny ain'ny olo-mahantranao.