Psalms 74:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny fiangonanao izay efa azonao ho fananana fahiny, ilay navotanao ho firenena lovanao, dia ny tendrombohitra Ziona izay nonenanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny vahoakanao izay azonao tamin’ny andro fahataloha, navotanao ho foko lovanao! Tsarovy ny tendrombohitra Siôna nataonao fonenanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ilay vahoakanao izay efa azonao hatramin’ny ela, dia ireo foko navotanao ho fanananao; tsarovy ny tendrombohitra Tsiôna izay nataonao fonenana.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny fiangonanao izay efa azonao fahiny, ilay navotanao ho firenena lovanao, dia ny tendrom-bohitra Ziona izay nonenanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny fiangonanao izay efa azonao ho fananana fahiny, ilay navotanao ho firenena lovanao, dia ny tendrombohitra Ziona* izay nonenanao.
malagasy
Tsarovy ny fiangonanao izay efa azonao fahiny, ilay navotanao ho firenena lovanao, dia ny tendrom-bohitra Ziona izay nonenanao.