Psalms 74:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hevero ny fanekena! Fa feno fonenan’ny fanaovana an-keriny ny toerana maizina amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hevero tsara ny fanekenao! fa izao zoron-tany rehetra izao feno fandrian-dompy avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero ny fanekempihavanana nataonao, satria feno olona iharan’ny herisetra ireo fiafenana rehetra ato amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Hevero ny fanekena; fa feno fonenan'ny fandozana ny fitoera-maizina amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hevero ny fanekena! Fa feno fonenan’ny fanaovana an-keriny ny toerana maizina amin’ny tany.
malagasy
Hevero ny fanekena; fa feno fonenan'ny fandozana ny fitoera-maizina amin'ny tany.