Psalms 74:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hiverina amin-kenatra ny mahantra! Aoka ny ory sy ny malahelo hidera ny anaranao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hiverina amin-kenatra, ny tra-pahoriana! aoka ho afaka hidera ny Anaranao, ny ory sy mahantra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela hiverina amin-kenatra izay nampahorîna; aoka kosa ny mahantra sy ny malahelo hidera Anao!
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hiverina amin-kenatra ny mahantra; aoka ny ory sy ny malahelo hidera ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hiverina amin-kenatra ny mahantra! Aoka ny ory sy ny malahelo hidera ny anaranao!
malagasy
Aoka tsy hiverina amin-kenatra ny mahantra; aoka ny ory sy ny malahelo hidera ny anaranao.