Psalms 74:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, Andriamanitra ô, efao ny adinao! Tsarovy ny fanaratsian’ny adala Anao mandritra ny andro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna Ianao, ry Andriamanitra, iandraiketo ny adinao; tsarovy ny faniratsiràn’ny adala Anao isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mirotsaha an-tsehatra hiandraikitra ny adinao; tsarovy fa ireo adala ireo dia miteny ratsy Anao isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, Andriamanitra ô, efao ny adinao; tsarovy ny fanaratsian'ny adala Anao isan'andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, Andriamanitra ô, efao ny adinao! Tsarovy ny fanaratsian’ny adala Anao mandritra ny andro!
malagasy
Mitsangàna, Andriamanitra ô, efao ny adinao; tsarovy ny fanaratsian'ny adala Anao isan'andro.Aza manadino ny feon'ny rafinao, dia ny fitabataban'ny mpanohitra Anao, izay miakatra mandrakariva.