Psalms 74:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manadino ny feon’ny rafinao, dia ny tabataba izay miakatra mandrakariva avy amin’ireo mpanohitra Anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza hadinoina ny akoralavan’ny mpandrafy Anao: ny reharehan’ireo mankahala Anao mitombo mandrakariva!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza hadinoina ny tabataban’ireo mpandrafy Anao, dia ny horakoraka izay ataon’ireo mpanohitra Anao ka tsy mitsahatra miakatra any aminao.
Malagasy Bible 1865
Aza manadino ny feon'ny rafinao, dia ny fitabataban'ny mpanohitra Anao, izay miakatra mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manadino ny feon’ny rafinao, dia ny tabataba izay miakatra mandrakariva avy amin’ireo mpanohitra Anao!
malagasy
Aza manadino ny feon'ny rafinao, dia ny fitabataban'ny mpanohitra Anao, izay miakatra mandrakariva.