Psalms 74:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aingao ny tongotrao ka miakara ho amin’ny voarava mandrakizay! Ny zavatra rehetra tao amin’ny fitoerana masina dia simban’ny fahavalo avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny dianao tariho ho eo amin’ireo korontan-javatra tsy azo amboarina; simban’ny fahavalo avokoa izay teo amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avia Ianao hijery ireo rava hatry ny ela, fa nosimban’ny fahavalo avokoa ny zavatra tanatin’ny toerana masina.
Malagasy Bible 1865
Aingao ny tongotrao, ka miakara ho amin'ny voarava mandrakizay; ny zavatra rehetra tao amin'ny fitoerana masina dia simban'ny fahavalo avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aingao ny tongotrao ka miakara ho amin’ny voarava mandrakizay! Ny zavatra rehetra tao amin’ny fitoerana masina dia simban’ny fahavalo avokoa.
malagasy
Aingao ny tongotrao, ka miakara ho amin'ny voarava mandrakizay; ny zavatra rehetra tao amin'ny fitoerana masina dia simban'ny fahavalo avokoa.