Psalms 74:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nierona tao anatin’ny toeram-pivorian’ny fiangonanao ny mpandrafy Anao; nanangana ny fanevany ho famantarana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanerona teo amin’ny kianjanao masina, ny mpanohitra Anao; nanangana ny fanevany ho faneva izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny faritra fihaonana aminao no nihorakorahan’ireo olona mpandrafy Anao ary nametrahany ny fanevany ho mari-pandresena.
Malagasy Bible 1865
Nierona tao anatin'ny fiangonanao ny mpandrafy anao; nanangana ny sainany ho famantarana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nierona tao anatin’ny toeram-pivorian’ny fiangonanao ny mpandrafy Anao; nanangana ny fanevany ho famantarana izy.
malagasy
Nierona tao anatin'ny fiangonanao ny mpandrafy anao; nanangana ny sainany ho famantarana izy.