Psalms 74:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fijery azy dia tahaka ny olona manainga famaky hijinja ny ala mikitroka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fijery azy, toy ny mpikapa hazo, manainga famaky ao amin’ny ala mikitroka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fisehony tao dia toy ny mpikapa hazo manainga famaky hitevy ala mikitroka,
Malagasy Bible 1865
Ny fijery azy dia tahaka ny olona manainga famaky hijinja ny ala mikitroka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fijery azy dia tahaka ny olona manainga famaky hijinja ny ala mikitroka;
malagasy