Psalms 74:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ankehitriny, ny rafitra voasokitra rehetra ao dia nasiany ny famaky sy ny kanonta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, ny rafitra misikotra rehetra, dia nomontsaniny avokoa nasiany ny famaky sy ny kanonta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nopotehiny tamin’ny famaky sy ny kanonta avokoa na ny rafitra na ny sokitra tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izao ny rafitra misoratra rehetra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ankehitriny, ny rafitra voasokitra rehetra ao dia nasiany ny famaky sy ny kanonta.
malagasy
Ary amin'izao ny rafitra misoratra rehetra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta.