Psalms 74:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandoro ny fitoeranao masina tamin’ny afo izy; nolotoiny sy nazerany tamin’ny tany ny fonenan’ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nodorany tamin’ny afo ny fitoeranao masina, nazerany sy notevatevainy ny fonenan’ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nodorany ilay Toeramasinao; ary nazerany sy nozimbainy ilay trano anajanay Anao.
Malagasy Bible 1865
Efa nandoro ny fitoeranao masina tamin'ny afo izy; nolotoiny sy nazerany tamin'ny tany ny fonenan'ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandoro ny fitoeranao masina tamin’ny afo izy; nolotoiny sy nazerany tamin’ny tany ny fonenan’ny anaranao.
malagasy
Efa nandoro ny fitoeranao masina tamin'ny afo izy; nolotoiny sy nazerany tamin'ny tany ny fonenan'ny anaranao.[Heb: Nolotoiny hatramin'ny tany]