Psalms 74:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy anakampo: Aoka hampahorintsika izy rehetra! Nandoro izay rehetra toerana fihaonana amin’Andriamanitra manerana ny tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy anakampony: «Ravaontsika avokoa izy ireo!» Nodorany daholo ny fitoerana masina amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy izy ireo anakampony hoe: «Aoka hampahorîntsika izy rehetra; ary aoka hodorantsika avokoa ny toeram-pivavahana eto amin’ny tany!»
Malagasy Bible 1865
Hoy izy tam-pony: aoka hampahorintsika avokoa izy. Efa nandoro ny tranon'Andriamanitra eran'ny tany rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy anakampo: Aoka hampahorintsika izy rehetra! Nandoro izay rehetra toerana fihaonana amin’Andriamanitra manerana ny tany izy.
malagasy
Hoy izy tam-pony: aoka hampahorintsika avokoa izy. Efa nandoro ny tranon'Andriamanitra eran'ny tany rehetra izy.