Psalms 74:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hitanay intsony ny famantaranay; tsy misy mpaminany intsony ary tsy misy aminay mahalala izay mbola haharetan’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famantaranay, tsy hitanay intsony; ny mpaminany, tsy misy intsony; ary tsy misy aminay mahalala mandra-pahoviana no...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hitanay intsony ny mariky ny fanatrehanao, tsy misy mpaminany intsony; ary tsy misy aminay mba mahalala izay mbola haharetan’izao toe-javatra izao.
Malagasy Bible 1865
Tsy hitanay ny famantaranay tsy misy mpaminany intsony ary tsy misy aminay mahalala izay mbola haharetan'izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hitanay intsony ny famantaranay; tsy misy mpaminany intsony ary tsy misy aminay mahalala izay mbola haharetan’izao.
malagasy
Tsy hitanay ny famantaranay tsy misy mpaminany intsony ary tsy misy aminay mahalala izay mbola haharetan'izao.