Psalms 75:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra dia hotapahiko; ny tandroky ny marina dia hasandratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho kosa hitory izany mandrakizay, hihira fiderana ny Andriamanitr’i Jakôba aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa tsy hitsahatra hanambara izany, ka dia ilay Andriamanitr’i Jakôba no hankalazaiko amin-kira hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa no hasandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra dia hotapahiko; ny tandroky ny marina dia hasandratra.
malagasy
Ary ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa no hasandratra.