Psalms 75:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fotoana voatendriko dia Izaho no hitsara marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midera Anao izahay, ry Andriamanitra, midera Anao izahay; akaiky ny Anaranao, mitory ny zava-mahagaga ataonao ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, midera Anao izahay; eny, midera Anao tokoa izahay. Ataonay antso avo ny lazanao ary tantarainay ny zava-mahagaga vitanao.
Malagasy Bible 1865
Fa ho avy tokoa amin'ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fotoana voatendriko dia Izaho no hitsara marina.
malagasy
Fa ho avy tokoa amin'ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina.