Psalms 75:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nampiorina ny andriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga ny fotoana, hitsara marina Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny Tompo hoe: «Amin’ny fotoana hotondroiko dia hanao fitsarana araka ny hitsiny Aho.
Malagasy Bible 1865
Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nampiorina ny andriny.
malagasy
Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny.